<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 30:6 | So the posts went with the letters from the king and his princes throughout all |
Dia lasa ny tsimandoa nitondra ny taratasy avy tamin' ny mpanjaka sy ny mpanapaka hitety ny Isiraely sy ny Joda rehetra ka nilaza araka ny didin' ny mpanjaka hoe: Ry zanak' isiraely ô, miverena amin' i Jehovah, Andriamanitr' i Abrahama sy Isaka ary Isiraely, mba hiverenany ho amin' izay sisa aminareo izay tsy azon' ny tànan' ireo mpanjakan' i Asyria. | Dia nandeha ny mpihazakazaka nitondra ny taratasin' ny mpanjaka sy ny lehibe any amin' Israely sy Jodà rehetra, ka nilaza, araka ny didin' ny mpanjaka nanao hoe: Ry Zanak' Israely ô, miverena amin' ny Tompo Andriamanitr' i Abrahama sy Isaaka ary Israely, dia hiverina amin' izay sisa izy, dia aminareo izay afaka tsy latsaka eo an-tanan' ny mpanjakan' i Asiria. | Des courriers partirent, avec des lettres de la main du roi et des officiers, dans tout |