<-
->

2Tt / 2Tan 28:26 Now the rest of his acts and of all his ways, first and last, behold, they are written in the book of the kings of Judah and Israel. Ary ny tantarany sisa sy ny fanaony rehetra, na ny voalohany na ny farany, indreo, efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Joda sy ny Isiraely izany. Ny asany sisa mbamin' ny lalàny rehetra, ny voalohany sy ny farany, dia indro fa efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' i Jodà sy Israely izany. Le reste de son histoire et de toute sa politique, du début à la fin, est écrit dans le livre des Rois de Juda et d' Israël.