<-
->

2Tt / 2Tan 28:12 Then certain of the heads of the children of Ephraim, Azariah the son of Johanan, Berechiah the son of Meshillemoth, and Jehizkiah the son of Shallum, and Amasa the son of Hadlai, stood up against them that came from the war, Dia nitsangana ny loholona sasany avy amin' ny taranak' i Efraima, dia Azaria, zanak' i Johanana, sy Berekia, zanak' i Mesilemota, sy Jehizkia, zanak' i Saloma, ary Amasa, zanak' i Hadlay, ka nanohitra izay vao avy tany an-tafika Dia nitsangana ny lehibe sasany amin' ny taranak' i Efraima, Azariasa zanak' i Johanàna, Barakiasa zanak' i Mosolamota, Ezekiasa zanak' i Seloma, ary Amasà zanak' i Adalì, ka nanohitra an' ireo avy any an-tafika, Certains des chefs éphraïmites, Azaryahu fils de Yehohanân, Bérékyahu fils de Meshillemot, Yehizqiyyahu fils de Shallum, Amasa fils de Hadlaï, s'élevèrent alors contre ceux qui revenaient de l' expédition.