<-
->

2Tt / 2Tan 28:1 Ahaz was twenty years old when he began to reign, and he reigned sixteen years in Jerusalem: but he did not that which was right in the sight of the Lord, like David his father: Roa-polo taona Ahaza, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary tsy mba nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah tahaka an' i Davida rainy izy, Roapolo taona Akaza fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema. Tsy nanao izay mahitsy eo anatrehan' ny Tompo tahaka an' i Davida rainy izy, Achaz avait vingt ans à son avènement et il régna seize ans à Jérusalem. Il ne fit pas ce qui est agréable à Yahvé comme avait fait David son ancêtre.