<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 27:1 | Dimy amby roa-polo taona Jotama, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanakavavin' i Zadoka. | Dimy amby roapolo taona Joatama, fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosà zanak' i Sadaoka. |