<-
->

2Tt / 2Tan 26:1 Then all the people of Judah took Uzziah, who was sixteen years old, and made him king in the room of his father Amaziah. Ary ny vahoaka rehetra tamin' ny Joda naka an' i Ozia, izay enina ambin' ny folo taona, ka nampanjaka azy handimby an' i Amazia rainy. Oziasa izay efa enina ambin' ny folo taona no nalain' ny vahoaka rehetra amin' i Jodà, ka nampanjakainy handimby an' i Amasiasa rainy. Tout le peuple de Juda choisit Ozias, qui avait seize ans, et le fit roi à la place de son père Amasias.