<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 25:5 | Moreover |
Ary novorin' i Amazia ny Joda, ka nalahany araka ny fianakaviany avy, dia araka ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato avy amin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra: dia nisainy ny hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra, ka olona telo hetsy voafantina no hitany, izay azo nalefa hanafika sady nahatan-defona sy ampinga lehibe. | Novorian' i Amasiasa ny lehilahy amin' i Jodà dia samy nalaminy ara-pokom-pianakaviana avokoa, ny tompon' arivo aman-tompon-jato amin' i Jodà sy Benjamina rehetra, ary nisainy ny hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra, ka telo hetsy no lehilahy voafantina hitany, samy azo alefa hiady sy mahatan-defona aman' ampinga. |