<-
->

2Tt / 2Tan 24:9 And they made a proclamation through Judah and Jerusalem, to bring in to the Lord the collection that Moses the servant of God laid upon Israel in the wilderness. Ary nandefa teny eran' i Joda sy Jerosalema izy mba haterina ho an' i Jehovah ny hetra izay nasain' i Mosesy, mpanompon' Andriamanitra, haloan' ny Isiraely, fony izy tany an-efitra. Ary naely eran' i Jodà sy Jerosalema fa isan' olona dia tsy maintsy mitondra ho an' ny Tompo ny hetra nodidian' i Moizy mpanompon' ny Tompo haloan' Israely, tany an' efitra. On proclama en Juda et à Jérusalem qu' il fallait apporter à Yahvé le tribut que Moïse, le serviteur de Dieu, avait imposé à Israël dans le désert.