<-
->

2Tt / 2Tan 23:6 But let none come into the house of the Lord, save the priests, and they that minister of the Levites; they shall go in, for they are holy: but all the people shall keep the watch of the Lord. Fa aza avela hisy hiditra ao an-tranon' i Jehovah afa-tsy ny mpisorona sy ny Levita izay manao fanompoam-pivavahana ihany; ireo ihany no hiditra, satria masina ireo; fa ny vahoaka rehetra kosa dia hitandrina izay nasain' i Jehovah hotandremana. Aza misy miditra ao an-tranon' ny Tompo afa-tsy ny mpisorona sy ny Levita manao fanompoana ihany; ireo no mahazo miditra ao, satria masina ireo; ary ny vahoaka rehetra tsy maintsy mitandrina ny fandaharan' ny Tompo. Que personne n' entre dans le Temple de Yahvé, sinon les prêtres et les lévites de service, car ils sont consacrés. Tout le peuple observera les ordonnances de Yahvé.