<-
->

2Tt / 2Tan 23:4 This is the thing that ye shall do; A third part of you entering on the sabbath, of the priests and of the Levites, shall be porters of the doors; Izao no hataonareo: ny ampahatelonareo izay milatsaka amin' ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny Levita, ho mpiandry varavarana; Izao no hataonareo: Ny ampahatelonareo, izay miditra hanao fanompoana amin' ny andro sabata, na mpisorona na Levita, dia hatao mpiambim-baravarana; Voici ce que vous allez faire : tandis que le tiers d' entre vous, prêtres, lévites et portiers des seuils, entrera pour le sabbat,