<-
->

2Tt / 2Tan 23:2 And they went about in Judah, and gathered the Levites out of all the cities of Judah, and the chief of the fathers of Israel, and they came to Jerusalem. Ary nitety an' i Joda Ireo ka namory ny Levita avy tany amin' ny tanànan' ny Joda rehetra sy ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny Isiraely, dia tonga tany Jerosalema ireo. Nitety an' i Jodà ireo, namory ny Levita tany amin' ny tanànan' i Jodà rehetra mbamin' ny loham-pianakaviana amin' Israely dia tonga tany Jerosalema izy ireo. Ils parcoururent Juda, rassemblèrent les lévites de toutes les cités judéennes et les chefs de famille israélites. Ils vinrent à Jérusalem