<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 23:18 | Also |
Ary Joiada nanendry olona hitandrina ny tranon' i Jehovah hofehezin' ny Levita mpisorona izay nozarazarain' i Davida ho ao an-tranon' i Jehovah, hanatitra ny fanatitra dorana ho an' i Jehovah, araka ny voasoratra ao amin' ny lalàn' i Mosesy, amin' ny fifaliana sy ny fihirana, dia araka ny nasain' i Davida natao. | Ary nametrahan' i Joiadà mpitandrina ny tranon' ny Tompo eo ambany fifehezan' ny mpisorona sy ny Levita, izay notokotokoin' i Davida tao an-tranon' ny Tompo, hanatitra sorona dorana amin' ny Tompo, araka ny voasoratra ao amin' ny lalàn' i Moizy, amim-pifaliana sy fihirana, araka ny nasain' i Davida hatao. |