<-
->

2Tt / 2Tan 20:4 And Judah gathered themselves together, to ask help of the Lord: even out of all the cities of Judah they came to seek the Lord. Dia niangona ny Joda hangataka famonjena amin' i Jehovah; eny, avy tamin' ny tanànan' ny Joda rehetra hitady an' i Jehovah izy. Dia nivory Jodà hiantso an' ny Tompo, ka avy amin' ny tanànan' i Jodà rehetra aza no nahatongavan' ny olona hiantso an' ny Tompo. Les Judéens se rassemblèrent pour chercher secours auprès de Yahvé; ce sont même toutes les cités judéennes qui vinrent chercher secours auprès de Yahvé.