<-
->

2Tt / 2Tan 20:35 And after this did Jehoshaphat king of Judah join himself with Ahaziah king of Israel, who did very wickedly: Nefa nony afaka izany, Josafata, mpanjakan' ny Joda, nikambana tamin' i Ahazia, mpanjakan' ny Isiraely, izay nanao ratsy; Taty aorian' izany Josafata mpanjakan' i Jodà, nikambana tamin' i Okoziasa mpanjakan' Israely izay melo-pitondran-tena. Après quoi, Josaphat, roi de Juda, se lia à Ochozias, roi d' Israël. C' est celui-ci qui le poussa à mal faire.