<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 20:3 | And |
Dia natahotra Josafata ka nanatrika tsara hitady an' i Jehovah sady niantso andro fifadian-kanina ho an' ny tanin' ny Joda rehetra. | Raiki-tahotra Josafata ka dia hangata-bonjy amin' ny Tompo no nahatapahan' ny heviny, ary nanendry andro fifadian-kanina hataon' i Jodà rehetra izy. |