<-
->

2Tt / 2Tan 20:24 And when Judah came toward the watch tower in the wilderness, they looked unto the multitude, and, behold, they were dead bodies fallen to the earth, and none escaped. Ary nony tonga teo amin' ilay fitazanana any an-efitra ny Joda, dia nijery ireo olona betsaka ireo izy, koa, indreo, nisy faty niampatrampatra tamin' ny tany, fa tsy nisy afa-nandositra. Nony tonga teo amin' ny fitoeran' ny mpiambina mahatazana ny efitra Jodà, dia nitodika irerý vahoaka be, dia faty niampatrampatra tamin' ny tany no hany hitany, fa tsy nisy afa-nandositra. Les Judéens atteignaient le point d' où l' on a vue sur le désert et allaient faire face à la foule, quand il n' y avait déjà plus que cadavres à terre et aucun rescapé.