<-
->

2Tt / 2Tan 20:22 And when they began to sing and to praise, the Lord set ambushments against the children of Ammon, Moab, and mount Seir, which were come against Judah; and they were smitten. Ary raha vao nanomboka nihoby sy nidera ireo, dia nasian' i Jehovah otrika hamely ny taranak' i Amona sy Moaba sy ny avy any an-tendrombohitra Seira, izay avy hamely ny Joda, ka dia resy ireo. Vao nanomboka ny hira amam-piderana dia namela-pandrika Iaveh, hahavoa ny taranak' i Amòna sy Moaba, mbamin-dry zareo avy any an-tendrombohitra Seira, izay tonga hamely an' i Jodà, ka resy izy ireo. Au moment où ils entonnaient l' exaltation et la louange, Yahvé tendit une embuscade contre les Ammonites, Moab et les montagnards de Séïr qui attaquaient Juda, et qui se virent alors battus.