<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 20:20 | And they rose early in the morning, and went forth into the wilderness of |
Ary nifoha maraina koa izy, dia niainga nankany an-efitr' i Tekoa; ary nony nivoaka izy, dia nitsangana teo Josafata ka nanao hoe: Mihainoa ahy, ry Joda, sy ianareo, ry mponina eto Jerosalema: Minoa an' i Jehovah Andriamanitrareo, dia ho tafatoetra ianareo; minoa ny mpaminaniny, dia hambinina ianareo. | Nony ampitso, nifoha maraina koa izy ireo, dia niainga mankany an' efitr' i Tekoe. Ilay lasa iny izy, dia nitsangana teo Josafata, ka nanao hoe: Mihainoa ahy, ry Jodà, sy hianareo mponina ao Jerosalema! Matokia an' ny Tompo Andriamanitrareo, dia tsy ho voahozongozona hianareo, ary matokia ny mpaminaniny, dia hohambinina hianareo. | De grand matin, ils se levèrent et partirent pour le désert de |