<-
->

2Tt / 2Tan 20:14 Then upon Jahaziel the son of Zechariah, the son of Benaiah, the son of Jeiel, the son of Mattaniah, a Levite of the sons of Asaph, came the Spirit of the Lord in the midst of the congregation; Ary Jahaziela, zanak' i Zakaria, zanak' i Benaia, zanak' i Jeiela, zanak' i Matania, Levita amin' ny taranak' i Asafa, dia voatsindrin' ny Fanahin' i Jehovah teo amin' ny fiangonana Tamin' izay Jahaziela zanak' i Zakariasa, zanak' i Banaiasa, zanak' i Jehiela, zanak' i Mataniasa, Levita, amin' ny taranak' i Asafa dia voatsindrin' ny Fanahy avy amin' ny Tompo teo afovoan' ny fiangonana teo, Au milieu de l' Assemblée, l' Esprit de Yahvé fut sur Yahaziel, fils de Zekaryahu, fils de Benaya, fils de Yeïel, fils de Mattanya le lévite, l' un des fils d' Asaph.