<-
->

2Tt / 2Tan 19:8 Moreover in Jerusalem did Jehoshaphat set of the Levites, and of the priests, and of the chief of the fathers of Israel, for the judgment of the Lord, and for controversies, when they returned to Jerusalem. Ary tany Jerosalema koa no nanendren' i Josafata ny sasany tamin' ny Levita sy ny mpisorona ary ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny Isiraely ho amin' ny fitsaran' i Jehovah sy ny adin' olona (fa efa tafaverina tany Jerosalema izy tamin' izay) Tao Jerosalema koa, rahefa tafaverina tao amin' io tanàna io izy ireo, dia nanendry Levita sy mpisorona ary loham-pianakaviana amin' Israely, Josafata, ho amin' ny fitsaran' ny Tompo sy ny adin' olona. En outre, Josaphat établit à Jérusalem des prêtres, des lévites et des chefs de famille israélites, pour promulguer les sentences de Yahvé et juger les procès. Ils habitaient Jérusalem