<-
->

2Tt / 2Tan 19:3 Nevertheless there are good things found in thee, in that thou hast taken away the groves out of the land, and hast prepared thine heart to seek God. Nefa mba misy fahatsaram-panahy hita ihany aminao, fa noravanao tsy ho eo amin' ny tany ny Aseraha, sady nampiomana ny fonao hitady an' Andriamanitra ianao. Saingy mba nisy soa hita taminao ihany, fa nesorinao tamin' ny tany ny aserah ary niraiki-po tamin' ny fitadiavana an' Andriamanitra hianao. Néanmoins, on a trouvé en toi quelque chose de bon, car tu as extirpé du pays les ashéras et tu as disposé ton coeur à la recherche de Dieu. "