<-
->

2Tt / 2Tan 19:2 And Jehu the son of Hanani the seer went out to meet him, and said to king Jehoshaphat, Shouldest thou help the ungodly, and love them that hate the Lord? therefore is wrath upon thee from before the Lord. Ary nivoaka hitsena azy Jeho, zanak' i Hanany mpahita, ka nanao tamin' i Josafata mpanjaka hoe: Moa ny ratsy fanahy va no tokony hampiana, ary izay mankahala an' i Jehovah va no tokony ho tianao? Koa noho izany dia tezitra aminao Jehovah. dia nitsena azy Jehò, mpahita, zanak' i Hananì, ka hoy izy tamin' i Josafata mpanjaka: Tokony hampiana va ny ratsy fanahy? Ary ny mankahala an' ny Tompo va no tianao? Noho izany dia ao aminao ny fahatezerana avy amin' ny Tompo. Jéhu, fils de Hanani le voyant, sortit à sa rencontre et dit au roi Josaphat : " Porte-t-on secours au méchant ? Aimerais-tu ceux qui haïssent Yahvé, pour attirer ainsi sur toi sa colère ?