<-
->

2Tt / 2Tan 19:11 And, behold, Amariah the chief priest is over you in all matters of the Lord; and Zebadiah the son of Ishmael, the ruler of the house of Judah, for all the king' s matters: also the Levites shall be officers before you. Deal courageously, and the Lord shall be with the good. Ary, indro, Amaria mpisoronabe no ho lehibenareo amin' ny raharahan' i Jehovah rehetra; ary Zebadia, zanak' Isimaela, mpanapaka ny taranak' i Joda, ho lehibenareo amin' ny raharahan' ny mpanjaka rehetra kosa; ary ny Levita ho mpifehy hanampy anareo. Mahereza, ka mahefà; ary Jehovah anie homba izay tsara. Indro Amariasa mpisorona lehibe, ho filohanareo amin' ny raharahan' ny Tompo rehetra; ary Zabadiasa zanak' Ismaely mpanapaka ny taranak' i Jodà, amin' ny raharahan' ny mpanjaka rehetra; ary ny Levita koa dia ho eo anatrehanareo ho manam-boninahitra. Matokia, ataovy ny asa, ary homba anareo anie Iaveh. Voici qu' Amaryahu, le premier prêtre, vous contrôlera pour toute affaire de Yahvé et Zebadyahu, fils de Yishmaèl, chef de la maison de Juda, pour toute affaire royale. Les lévites vous serviront de scribes. Soyez fermes, mettez cela en pratique et Yahvé sera là avec le bonheur. "