<-
->

2Tt / 2Tan 17:9 And they taught in Judah, and had the book of the law of the Lord with them, and went about throughout all the cities of Judah, and taught the people. Ary nampianatra tany Joda izy ireo, ka nentiny ny bokin' ny lalàn' i Jehovah, dia nitety ny tanànan' ny Joda rehetra izy ka nampianatra teny amin' ny olona. Nampianatra tao amin' i Jodà ireo, nitondra ny bokin' ny lalàn' ny Tompo; nitety ny tanànan' i Jodà rehetra, ary nampianatra teny amin' ny vahoaka. Ils se mirent à enseigner en Juda, munis du livre de la Loi de Yahvé, et firent le tour des cités judéennes, en instruisant le peuple.