<-
->

2Tt / 2Tan 17:5 Therefore the Lord stablished the kingdom in his hand; and all Judah brought to Jehoshaphat presents; and he had riches and honour in abundance. Koa dia nampitoerin' i Jehovah teo an-tànany ny fanjakana; ary ny Joda rehetra nitondra fanomezana ho an' i Josafata, ka dia nanana harena sy voninahitra be izy. Koa nohamafisin' ny Tompo teo an-tànany ny fanjakana ary nitondran' i Jodà rehetra fanatitra Josafata, ka nanan-karena amam-boninahitra be. Yahvé maintint le royaume entre ses mains; tous les Judéens payaient tribut à Josaphat, si bien qu' il eut beaucoup de richesses et d' honneur.