<-
->

2Tt / 2Tan 17:12 And Jehoshaphat waxed great exceedingly; and he built in Judah castles, and cities of store. Ary Josafata nihanahery indrindra ka nanao trano fiarovana sy tanàna fitehirizana tany Joda. Efa nandroso amin' izay hampisondrotra azy ho amin' ny voninahitra ambony indrindra Josafata. Nanao trano mimanda sy tanàna fitehirizana teo amin' i Jodà izy. Josaphat grandissant allait au plus haut; il édifia en Juda des citadelles et des villes-entrepôts.