<-
->

2Tt / 2Tan 17:10 And the fear of the Lord fell upon all the kingdoms of the lands that were round about Judah, so that they made no war against Jehoshaphat. Ary ny tahotra an' i Jehovah nahazo ny fanjakana rehetra tamin' ny tany manodidina an' i Joda, ka dia tsy nisy niady tamin' i Josafata ireo. Azon' ny tahotra an' ny Tompo ny fanjakana rehetra tamin' ny tany manodidina an' i Jodà, ka tsy niady tamin' i Josafata izy ireo. La terreur de Yahvé s'étendit sur tous les royaumes des pays qui entouraient Juda; ils ne firent pas la guerre à Josaphat.