<-
->

2Tt / 2Tan 15:2 And he went out to meet Asa, and said unto him, Hear ye me, Asa, and all Judah and Benjamin; The Lord is with you, while ye be with him; and if ye seek him, he will be found of you; but if ye forsake him, he will forsake you. ary dia nivoaka hitsena an' i Asa izy ka nanao taminy hoe: Mihainoa ahy, ry Asa mbamin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra: Jehovah momba anareo, raha ianareo momba Azy; ary raha mitady Azy kosa ianareo, dia hahita Azy; fa raha mahafoy Azy ianareo, dia hahafoy anareo Izy. ka nandeha nitsena an' i Asà izy, sy nilaza taminy hoe: Mihainoa ahy, ry Asà, mbaminareo Jodà sy Benjamina rehetra. Momba anareo Iaveh raha momba azy hianareo; raha mitady azy hianareo, dia hety ho hitanareo izy, fa raha mahafoy azy kosa hianareo, dia mba hahafoy anareo koa izy. qui sortit au-devant d' Asa. Il lui dit : " Asa, et vous tous, de Juda et de Benjamin, écoutez-moi! Yahvé est avec vous quand vous êtes avec lui. Quand vous le recherchez il se laisse trouver par vous, quand vous l' abandonnez il vous abandonne.