<-
->

2Tt / 2Tan 15:16 And also concerning Maachah the mother of Asa the king, he removed her from being queen, because she had made an idol in a grove: and Asa cut down her idol, and stamped it, and burnt it at the brook Kidron. Ary na dia Imaka, renin' i Asa mpanjaka, aza dia naetriny tsy ho andriambavy, satria efa nanao sampy ho an' ny Aseraha izy; ary Asa nikapa ny sampiny, dia nanorotoro ka nandoro azy tao amin' ny lohasahan-driaka Kidrona. Ka Maakà reniny aza, dia naongan' i Asà mpanjaka, tamin' ny fiandrianany amin' ny maha-renin' Andriamanjaka azy, noho izy nanao sampy vetaveta ho an' i Astarte. Nazeran' i Asà ny sampiny rehetra dia notorotoroiny ho vovoka sy nodorany tao an-dranon-driaka Sedròna. Même Maaka, grand-mère du roi Asa, se vit retirer par lui la dignité de Grande Dame, parce qu' elle avait fait une horreur pour Ashéra; Asa abattit son horreur, la réduisit en poudre et la brûla dans la vallée du Cédron.