<-
->

2Tt / 2Tan 13:4 And Abijah stood up upon mount Zemaraim, which is in mount Ephraim, and said, Hear me, thou Jeroboam, and all Israel; Ary Abia nijoro teo an-tendrombohitra Zemaraima, izay any amin' ny tany havoan' i Efraima, ka nanao hoe: Mihainoa ahy, ry Jeroboama sy ry Isiraely rehetra: Nitsangana teo an-tampon-tendrombohitra Semerona, teo amin' ny tendrombohitr' i Efraima, Abià ka nanao hoe: Mihainoa ahy, ry Jeroboama sy Israely rehetra! Abiyya se posta sur le mont Çemarayim, situé dans la montagne d'Éphraïm, et s'écria : " Jéroboam et vous tous, Israélites, écoutez-moi!