<-
->

2Tt / 2Tan 13:20 Neither did Jeroboam recover strength again in the days of Abijah: and the Lord struck him, and he died. Ary Jeroboama tsy naharina intsony tamin' ny andron' i Abia; ary Jehovah namely azy, ka dia maty izy. Tsy nahazo hery intsony Jeroboama tamin' ny andron' i Abià, fa nokapohin' ny Tompo izy ka maty. Jéroboam perdit alors sa puissance durant la vie d' Abiyya; Yahvé le frappa et il mourut.