<-
->

2Tt / 2Tan 12:5 Then came Shemaiah the prophet to Rehoboam, and to the princes of Judah, that were gathered together to Jerusalem because of Shishak, and said unto them, Thus saith the Lord, Ye have forsaken me, and therefore have I also left you in the hand of Shishak. Ary Semaia mpaminany tonga tao amin-dRehoboama sy ireo mpanapaka ny Joda, izay tafangona tany Jerosalema noho ny amin' i Sisaka, ka nanao taminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Hianareo efa nahafoy Ahy, koa Izaho kosa dia mba nahafoy anareo ho eo an-tànan' i Sisaka. mpanapaka ny Joda, izay tafangona tany Jerosalema noho ny amin' i Sisaka, ka nanao taminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Hianareo efa nahafoy Ahy, koa Izaho kosa dia mba nahafoy anareo ho eo an-tànan' i Sisaka. Dia tonga Semaiasa mpaminany, nanatona an-dRoboama sy ny filohan' i Jodà, izay tafangona tao Jerosalema, noho i Sesàka efa akaiky, ka nanao tamin' izy ireo hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Efa nahafoy ahy hianareo, ka dia mba afoiko kosa ho eo an-tanan' i Sesàka. Shemaya, le prophète, vint trouver Roboam et les officiers judéens qui, devant Sheshonq, s'étaient regroupés près de Jérusalem, et il leur dit : " Ainsi parle Yahvé. Vous m' avez abandonné, aussi vous ai-je abandonnés moi-même aux mains de Sheshonq. "