<-
->

2Tt / 2Tan 10:18 Then king Rehoboam sent Hadoram that was over the tribute; and the children of Israel stoned him with stones, that he died. But king Rehoboam made speed to get him up to his chariot, to flee to Jerusalem. Ary dia naniraka an' i Adorama, komandin' ny mpanao fanompoana, Rehoboama mpanjaka, nefa ny Zanak' isiraely nitora-bato azy, ka maty izy. Dia niezaka faingana nankeo amin' ny kalesiny Rehoboama mpanjaka handositra ho any Jerosalema. Tamin' izay Roboama mpanjaka naniraka an' i Adorama lehiben' ny mpamory hetra; fa ny zanak' Israely rehetra nitora-bato an' i Adorama, ka maty io. Dia niezaka niakatra ny kalesy anankiray faingana Roboama mpanjaka handositra ho any Jerosalema. Le roi Roboam dépêcha Adoram, le chef de la corvée, mais les Israélites le lapidèrent et il mourut; alors le roi Roboam se vit contraint de monter sur son char pour fuir à Jérusalem.