<-
->

1Tt / 1Tan 6:62 And to the sons of Gershom throughout their families out of the tribe of Issachar, and out of the tribe of Asher, and out of the tribe of Naphtali, and out of the tribe of Manasseh in Bashan, thirteen cities. Ary ny an' ny sisa, taranak' i Merary, dia avy tamin' ny firenen' i Zebolona, dia Rimono sy ny tany manodidina azy ary Tabara sy ny tany manodidina azy; Ny nomena ny Levita sisa taranak' i Merarì : avy amin' ny fokon' i Zabolona: Remmonao, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy ; Tabora, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy ; Pour les autres fils de Merari : sur la tribu de Zabulon : Rimmôn et ses pâturages, Tabor et ses pâturages, -