<-
->

1Tt / 1Tan 29:18 O Lord God of Abraham, Isaac, and of Israel, our fathers, keep this for ever in the imagination of the thoughts of the heart of thy people, and prepare their heart unto thee: Jehovah ô, Andriamanitry ny razanay, dia Abrahama sy Isaka ary Isiraely, mba ampahareto ao am-pon' ny olonao mandrakizay izany fikasan' ny sainy izany, ka ampiomany ho Anao ny fony; Ry Iaveh, Andriamanitr' i Abrahama sy Isaaka ary Israely razanay ô, tahirizo mandrakizay izany mba ho fomban' ny hevitra ao am-pon' ny vahoakanao, ary tano hitodika aminao ny fony. Yahvé, Dieu d' Abraham, d' Isaac et d' Israël nos pères, garde à jamais cela, formes-en les dispositions de coeur de ton peuple, et fixe en toi leurs coeurs.