<-
->

1Tt / 1Tan 28:21 And, behold, the courses of the priests and the Levites, even they shall be with thee for all the service of the house of God: and there shall be with thee for all manner of workmanship every willing skilful man, for any manner of service: also the princes and all the people will be wholly at thy commandment. Ary indreo ny antokon' ny mpisorona sy ny Levita hanao ny fanompoana rehetra ao an-tranon' Andriamanitra; ary ao aminao hanampy amin' ny asa samy hafa rehetra ny olon-kendry izay manolo-tena mba hahavita ny fanompoana rehetra sy ny mpifehy ary ny vahoaka rehetra hankatò ny didinao. Indreo homba anao ny antokon' ny mpisorona sy ny Levita ho amin' ny fanompoana rehetra ao an-tranon' Andriamanitra; homba anao, hahavitana izao karazan' asa rehetra izao, ireo olo-mazoto sy mahay, hanaovana ny taozavatra rehetra; ary koa ny lehibe sy ny vahoaka vonon-kanatanteraka ny didinao rehetra. Voici les classes des prêtres et des lévites pour tout le service de la maison de Dieu, chaque volontaire habile en n' importe quel travail te secondera dans toute cette oeuvre; les officiers et tout le peuple sont à tes ordres. "