<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 21:5 | And |
Ary natolotr' i Joaba an' i Davida ny isan' ny olona voalamina, ka nisy iray hetsy sy iray tapitrisa ny lehilahy mahatan-tsabatra teo amin' ny Isiraely; ary fito alina sy efatra hetsy ny lehilahy mahatan-tsabatra teo amin' ny Joda. | Natolotr' i Joaba an' i Davida ny boky nisy ny isam-bahoaka, ka nisy iray hetsy sy iray tapitrisa ny lehilahy mahatan-tsabatra teo amin' Israely rehetra, ary fito alina sy efatra hetsy ny lehilahy mahatan-tsabatra teo amin' i Jodà. |