<-
->

1Tt / 1Tan 2:7 And the sons of Carmi; Achar, the troubler of Israel, who transgressed in the thing accursed. Ary ny zanakalahin' i Karmy dia Akara, izay nampidi-doza tamin' ny Isiraely, dia ilay nandika ny didy ny amin' ny zavatra voaozona. Zanak' i Karmì: Akara izay nanahirana an' Israely, tamin' ny fahadisoany momba ny zavatra natao anatema. Fils de Karmi : Akar, qui fit le malheur d' Israël pour avoir violé l' anathème.