<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 9:27 | But when |
Ary nony hitan' i Ahazia, mpanjakan' ny Joda, izany, dia nandositra tamin' ny lalana mankamin' ny trano ao anatin' ny saha izy. Ary Jeho nanaraka azy ka nanao hoe: Indry, asio koa iny; dia nasiany teo anatin' ny kalesiny teo amin' ny fiakarana ho any Gora, izay eo anilan' i Jibleama, izy. Ary nandositra nankany Megido Ahazia ka maty teo. | Raha nahita izany Okoziasa mpanjakan' i Jodà, dia nandositra tamin' ny làlan' ny tranon' ny zaridaina. Fa nenjehin' i Jeho izy sady nataony hoe: Asio ao anaty kalesiny ao ihany koa iny. Dia nasian' ny olona izy, teo amin' ny fiakaran' i Gavera, akaikin' i Jeblaama. Nandositra nankany Magedao izy, dia maty tao. | Quand |