<-
->

2Mp 8:29 And king Joram went back to be healed in Jezreel of the wounds which the Syrians had given him at Ramah, when he fought against Hazael king of Syria. And Ahaziah the son of Jehoram king of Judah went down to see Joram the son of Ahab in Jezreel, because he was sick. Dia niverina Jorama mpanjaka mba hotsaboina tao Jezirela amin' ny feriny tamin' ny nahavoazan' ny Syriana azy tao Rama, fony izy niady tamin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria. Ary Ahazia, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda, nidina hamangy an' i Jorama, zanak' i Ahaba, teo Jezirela, satria narary izy. ka niverina ho any Jezrahela hampitsabo tena amin' ny ratra namelezan' ny Siriana azy tany Ramota, fony izy niady tamin' i Hazaela mpanjakan' i Siria. Nidina Okoziasa zanak' i Jorama mpanjakan' i Jodà, hamangy an' i Jorama zanak' i Akaba ao Jezrahela fa narary izy. Le roi Joram revint à Yizréel pour faire soigner les blessures reçues à Ramot lorsqu' il combattait Hazaèl roi d' Aram, et Ochozias fils de Joram, roi de Juda, descendit à Yizréel pour visiter Joram fils d' Achab parce qu' il était souffrant.