<-
->

2Mp 8:23 And the rest of the acts of Joram, and all that he did, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah? Ary ny tantaran' i Jehorama sisa mbamin' izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va? Ny sisa tamin' ny asan' i Jorama mbamin' izay rehetra nataony, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' i Jodà? Le reste de l' histoire de Joram, tout ce qu' il a fait, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois de Juda?