<-
->

2Mp 8:16 And in the fifth year of Joram the son of Ahab king of Israel, Jehoshaphat being then king of Judah, Jehoram the son of Je hoshaphat king of Judah began to reign. Ary tamin' ny taona fahadimy nanjakan' i Jorama, zanak' i Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely, no vao nanjakan' i Jehorama, zanak' i Josafata, mpanjakan' ny Joda, tamin' ny nanjakan' i Josafata tany Joda. Tamin' ny taona fahadimin' ny nanjakan' i Jorama zanak' i Akaba mpanjakan' Israely, raha mbola mpanjakan' i Jodà Josafata, no vao nanjakan' i Jorama zanak' i Josafata mpanjakan' i Jodà. La cinquième année de Joram fils d' Achab, roi d' Israël, Joram fils de Josaphat devint roi de Juda.