<-
->

2Mp 5:23 And Naaman said, Be content, take two talents. And he urged him, and bound two talents of silver in two bags, with two changes of garments, and laid them upon two of his servants; and they bare them before him. Ary hoy Namàna: Aoka handray talenta roa ianao. Ary nanery azy izy sady namehy talenta volafotsy roa tao anaty kitapo roa mbamin' ny fitafiana indroa miova, ka nampitondrainy ny zatovony roa lahy izany; ary nitondra izany teo alohany ireo. Ary hoy Naamana: Aoka re ho talenta roa no horaisinao. Sady nanery azy izy no nanisika tao anaty lasaka roa ny talenta roa mbamin' ny fitafiana indroa miova, dia napetrany tamin' ny mpanompony roa lahy izany hoentiny eo alohan' i Giezi. Naamân dit : "Veuille accepter deux talents", et il insista; il lia les deux talents d' argent dans deux sacs, avec les deux habits de fête, et les remit à deux de ses serviteurs qui les portèrent devant Géhazi.