<-
->

2Mp 5:1 Now Naaman, captain of the host of the king of Syria, was a great man with his master, and honourable, because by him the Lord had given deliverance unto Syria: he was also a mighty man in valour, but he was a leper. Ary Namàna, komandin' ny miaramilan' ny mpanjakan' i Syria, dia olona lehibe teo anatrehan' ny tompony sady nanan-kaja, satria izy no namonjen' i Jehovah an' i Syria; ary lehilahy mahery izy, nefa kosa boka. Naamana, komandin' ny tafiky ny mpanjakan' i Siria dia lehilahy manam-pahefana sy tò teny eo amin' ny tompony, fa izy no namonjen' ny Tompo ny Siriana; nefa boka izany lehilahy matanjaka sy mahery fo izany. Naamân, chef de l' armée du roi d' Aram, était un homme en grande considération et faveur auprès de son maître, car c'était par lui que Yahvé avait accordé la victoire aux Araméens, mais cet homme était lépreux.