<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 3:12 | And |
Ary hoy Josafata: Ao amin' izy io tokoa ny tenin' i Jehovah. Dia nidina nankany amin' i Elisa ny mpanjakan' ny Isiraely sy Josafata ary ny mpanjakan' i Edoma. | Ka hoy Josafata: Ao amin' izy iny ny tenin' ny Tompo. Dia nidina nankany aminy ny mpanjakan' Israely sy Josafata mpanjakan' i Jodà, ary ny mpanjakan' i Edoma. | Le roi de |