<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 25:22 | And as for the people that remained in the land of |
Fa ny amin' ny olona izay sisa tany amin' ny tanin' ny Joda, izay navelan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, dia Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, no notendreny ho mpanapaka azy. | Ny amin' ny vahoaka tafajanona tany amin' ny tanin' i Jodà, navelan' i Nabokodonosora mpanjakan' i Babilona kosa, dia Godoliasa zanak' i Ahikama zanak' i Safana no notendreny ho mpanapaka azy. | Quant à la population qui était restée dans le pays de |