<-
->

2Mp 23:6 And he brought out the grove from the house of the Lord, without Jerusalem, unto the brook Kidron, and burned it at the brook Kidron, and stamped it small to powder, and cast the powder thereof upon the graves of the children of the people. Ary ny Aseraha navoakany hiala amin' ny tranon' i Jehovah ho any ivelan' i Jerosalema, ao amin' ny lohasahan-driaka Kidrona; ary nodorany tao io ka notorotoroiny ho vovoka, ary ny vovony nafafiny teny ambonin' ny fasam-bahoaka. Nesoriny tao an-tranon' ny Tompo ny aserah, navoakany any ivelan' i Jerosalema tany amin' ny lohasahan-driaka Sedrona dia nodorany tany amin' ny lohasahan-driak' i Sedrona, ary nony nataony nanjary vovoka, dia nafafiny teny amin' ny fasan' ny zana-bahoaka izany vovoka izany. Il transporta du Temple de Yahvé en dehors de Jérusalem, à la vallée du Cédron, le pieu sacré et le brûla dans la vallée du Cédron; il le réduisit en cendres et jeta ses cendres à la fosse commune.