<-
->

2Mp 23:35 And Jehoiakim gave the silver and the gold to Pharaoh; but he taxed the land to give the money according to the commandment of Pharaoh: he exacted the silver and the gold of the people of the land, of every one according to his taxation, to give it unto Pharaohnechoh. Ary ny volafotsy sy ny volamena dia nomen' i Joiakima an' i Farao; kanefa notombanany avokoa ny olona rehetra araka ny didin' i Farao, ary ny vahoaka rehetra dia samy nampandoaviny vola araka ny tombany avy, mba homeny an' i Farao-neko. Joakima dia nanome volafotsy sy volamena ho an' i Faraona, fa nampandoaviny hetra ny tany, hanomezana ny totalim-bola nodidian' i Faraona haloa; koa samy nampandoa volafotsy sy volamena ny vahoakan' ny tany avy izy ireo arak' izay voafetra ho anjarany. Joiaqim livra à Pharaon l' argent et l' or mais il dut imposer le pays pour livrer la somme exigée par Pharaon : il leva sur chacun, selon sa fortune, l' argent et l' or qu' il fallait donner au Pharaon Neko.