<-
->

2Mp 23:28 Now the rest of the acts of Josiah, and all that he did, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah? Ary ny tantaran' i Josia sisa mbamin' izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany? Ny sisa tamin' ny asan' i Josiasa mbamin' izay rehetra nataony, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' i Jodà va izany? Le reste de l' histoire de Josias, et tout ce qu' il a fait, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois de Juda?