<-
->

2Mp 23:27 And the Lord said, I will remove Judah also out of my sight, as I have removed Israel, and will cast off this city Jerusalem which I have chosen, and the house of which I said, My name shall be there. Dia hoy Jehovah: Hesoriko koa ny Joda hiala eo imasoko, tahaka ny nanesorako ny Isiraely, ary holaviko ity tanàna Jerosalema nofidiko ity sy ny trano izay nolazaiko hoe: Ho ao ny anarako. Fa hoy Iaveh: Hesoriko hiala eo anatrehan' ny tavako koa Jodà, tahaka ny nanesorako an' Israely, ary hariako ity tanànan' i Jerosalema nofidiko ity, sy ity trano nolazaiko hoe: Ho ao ny anarako. Yahvé décida : "J'écarterai Juda aussi de devant moi, comme j' ai écarté Israël, je rejetterai cette ville que j' avais élue, Jérusalem, et le Temple dont j' avais dit : Là sera mon Nom."